Finoana Katolika: Fihaonambe sy Kongresy maro no nofoanana

  • vendredi, 22 mai 2020 16:06
  • Zakaria

Nanapa-kevitra ny Fivondronamben’ny Eveka eto Madagasikara fa tsy ho tanterahina amin’ity taona 2020 ity ny fankalazana ny Kongresy Eokaristika nasiônaly sy faha-100 taonan’ny FET, saika hatao any Antsiranana amin’ny volana Aogositra, sy ny Fihaonamben’ny ankizy (JNE) saika hatao any Fianarantsoa amin’ny volana septambra.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.