Wawa: Tonga eto Antsiranana ilay fiarany Limousine CHRYSLER

  • jeudi, 30 avril 2020 15:32
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Taorian’ny nanafanany ny lanonana namaranana ny taona 2019 sy niarabana ny taona vaovao 2020 tao Paris no nahazoan’i Andrihamahazo Joel Issoubaly na Wawa, anarana amin’ny maha mpanakanto azy, an’ity fiara Limousine CHRYSLER ity. Io fiara io no nitondrana an'i Wawa tao Paris sady ho fanamarihana ihany koa ny tsingerintaona nahaterahany.

Tonga eto Antsiranana ilay fiara ankehitriny, nahavariana ny mpandalo.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.