Parlemantera mpanohitra : Tatitra teo amoron-dalana sy diabe no niafaran’ny dia tao Antsirabe
- samedi, 14 novembre 2020 22:10
- Zakaria
- Sary nindramina
Fahombiazana ny fiarahana tamin'ny vahoakan'Antsirabe androany na dia tsy tafiditra tao amin'ny Magro Avaratsena aza, araka ny fizaram-baovao nataon’i Me Hanitra Razafimanantsoa.
Tontosa soa teo amoron-dalana ny tatitra nataon'ireo solombavambahoakan'i Madagasikara tamin'ny vahoakan’Antsirabe, hoy ity depiote Tiako i Madagasikara voafidy tao Antananarivo ity.
Ireo mpitandro filaminana dia niambina ny Magro Avaratsena.
Taorian'ny tatitra dia mbola nahavita diabe am-pilaminana an-kilometatra maro niaraka tamin'ny olona maro be sy ireo vondrona samihafa tonga nifanotrona taty an-toerana ireo Parlemantera sy ny vondron’ny Panorama ary ny RMDM.
Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
Le code HTML n'est pas autorisé.