Fianarantsoa : Miatrana ny mpitandro ny filaminana

  • samedi, 31 octobre 2020 13:07
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Mikasa hihaona amin'ny vahoakan'i Fianarantsoa ao amin'ny Kianja Magro ireo solombavam-bahoaka avy amin'ny fanoherana, miaraka amin'ny vondron'ny Panorama, anio, hanao tatitra.

Efa nisy taratasy fangatahana sy fampahafantarana mialoha nataon'izy ireo tao amin'ny Prefen'i Fianarantsoa amin'ny hanaovana ity hetsika ity.

Ny mpitandro ny filaminana no tazana efa miatrana vao maraina, manao sakana amin'ireo lalana miazo ny Magro.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.