Ramahafadrahona: Nodimandry androany teo amin'ny faha-82 taonany

  • lundi, 21 septembre 2020 12:40
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Nodimandry androany 21 septambra 2020 tao amin'ny Hopitaly HJRA i Rakotomahafadrahona Alphonse na Ramahafadrahona.

Mpanakanto, mpanentana fandaharana tao amin'ny Radio Nasionaly Malagasy izy.
Mpikambana sy mpandray fisotroan-dronono ao amin'ny OMDA.

Anisan'ireo hira nahafantaran'ny maro azy ny "Ity semboko ity", "Raozy maria", "Bakomanga".

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.