Gal Mamizara Jules: Nodimandry androany maraina

  • jeudi, 16 juillet 2020 09:50
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Nindaosin’ny fahafatesana tampoka ny marain’ity 16 jolay 2020 tao amin’ny Hopitaly Miaramila Soavinandriana nitsaboana azy ny jeneraly Zandary misotro ronono Mamizara Jules.

Efa minisitry ny fiarovam-pirenena tamin’ny fitondrana Ravalomanana izy.

Sojaben’ny faritra Sofia.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.