Rafitry ny Firenena Mikambana: Lavon’ny Covid-19 ny lefitry solontenan’ny Unicef eto Madagasikara

  • samedi, 11 juillet 2020 12:16
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Nodimandry ny zoma 10 jolay 2020 teo amin’ny faha-51 taonany i Benoît Vonthron, lefitry solontenan’ny Unicef eto Madagasikara.

Izy no teratany frantsay faharoa lavon’ny Covid-19 teto Madagasikara.

Namela mananontena sy zaza kamboty roa izy.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.