Mahery Lanto Manandafy: Tazomina am-ponja vonjimaika ao Ambalatavoahangy Toamasina

  • vendredi, 19 juin 2020 15:03
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Voatana am-ponja ao Ambalatavoahangy Toamasina nanomboka ny fiandohan’ny tolakandron’ity zoma 19 jona 2020 ity i Mahery Lanto Manandafy ; zanaka lahin’ilay mpanao politika goavana sady filohan’antoko Manandafy Rakotonirina.

Fanalam-baraka ampahibemaso nampiasana fitaovana informatika no anenjehana azy. Dr Benessy Harison Sébastien, Senatera amperinasa no nitory azy sy nangataka ny hanaovana ny fanadihadiana ny raharaha tao Toamasina.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.