Akaro amin'izay ary ny ady hevitra fa tsy resa-pako sy fifanaratsiana fotsiny no atao.

  • mercredi, 28 novembre 2018 11:38
  • Super User

Ny discours fanatique no efa nifidy 1er tour, mila vato 1 million amboniny vao mandresy 2e tour.

Ny fotoana fohy, ny andro ho avy orana.
Ovao amin'izay ny discours mba ny tena miantefa amin'ireo 5 millions tsy tonga nifidy no ho raisina.

Tsy ampy intsony izany Miami sy parking EPP izany, na koa hoe Minoa fotsiny izany. Tsy ampy intsony izany vary mora, sy tee-shirt izany, tsy ampy intsony izany mpanangana fa tsy mpandrava izany, tsy ampy intsony izany hamerina ny tsara teo aloha izany, tsy misy mahay izay ao anatin'ny IEM na MAP izany.

Mila zavatra mazava ny olona. Raha ampy izany, efa nisy ny 1er tour dé vita.

Mirary soa anareo hanao 2e tour.
Mangalaha sisina ianareo resy, arabao ireo mpandresy.

Patrick

(Sary Carte résultat CENI izay tsy mifanalavitra HCC)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.