CENI : Défaut logiciel ?

  • mardi, 13 novembre 2018 23:06
  • Tigre

Nombre de votant= Suffrages exprimés + Blancs et nuls

Suffrages exprimés= Total des voix obtenus par les 36 candidats.

Participation électorale ( % )= Nombre de votant/Nombre d'électeurs inscrits x 100

Ny logiciel ampiasaina izany na excel dia misy formulaire de saisie fotsiny :

- Isan'ny mpifidy izay efa miditra automatique avy amin'ny base de donnée mifanaraka amin'ny code bureau de vote, satria efa fantatra iny.

- Isan'ny vato fotsy sy vato maty

- Isam-bato azon'ny kandida 1..2...36

Ny ambiny dia tokony tsy atao saisie fa calcul automatique, ka tsy tokony hisy diso raha tsy hoe ny programation formule mihitsy no diso.

Mety azo asiana colone observation hoe diso kajy ny tany amin'ny BV satria tsy mitovy ny isa marina sy ny isa voasoratra amin'ny PV. Ohatra diso ny total suffrages exprimés. Ireny ilay antsoina hoe erreur materiel de vote ka tokony azon'ny SRMV ahitsy na marihina satria aza adino fa Mpitsara magistrat no lehiben'ny SRMV isaky ny Distrika.

Matrametra-panontaniana eto izany hoe diso ve ny formulation logiciel ampiasaina sa ahoana loatra ny fomba fiasa ka dia kajy tsotra dia efa diso ny isan'ny votant eto. Ny antsoina hoe votant dia izay rehetra tonga nifidy na inona no nofidiany na inona, na fotsy na maty na kandida. Tonga nifidy izy.

(Sary vaovao Tvplus)

Patrick

Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.