Tandremo indray ary angataka anao samboady sy ny medaily maha filoham-pirenena eo.

  • mercredi, 22 août 2018 22:06
  • Super User

Mazava ny Lalampanorenana, "le Président du Sénat exerce les attributions Présidentielles courantes jusqu’à l’investiture du nouveau Président"

Izany hoe tsy miala amin'ny maha Filohan'ny Sénat azy izy fa mi exercer ny asan'ny Filoha an-davan'andro. Ohatran'ny minisitra anakiray manao ny intérim, sady mitana ny ministerany izy, no mamita an'ilay soloany toerana vonjy maika, fa tsy manapa-kevitra goavana ao akory.

Ny Filoha ankehitriny ihany no manao passation amin'ilay Filoha vaovao ho lany, na aminy ihany raha izy no lany.

Patrick

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.