Projet Vitatsika io: Bourse universitaire et scolaire

  • jeudi, 07 juin 2018 09:26
  • Super User

50 000 étudiants universitaires

500 000 élèves professionnels publics ou privés

Bac+3 miakatra: 250 000 ariary/isam-bolana
Bac - Bac+3: 125 000 ariary/isam-bolana
BEPC- Bac (Ecole Professionnelle publique ou privée): 50 000 ariary/isam-bolana

* Bac+3 miakatra: 15 000 x 250 000 ariary/isam-bolana = 3,750 miliara ar x 9 mois = 33,750 miliara ar/an = 11,250 millions de dollars/an
* Bac - Bac+3: 35 000 x 125 000 ariary/isam-bolana = 4,375 miliara ar x 9 mois = 39,375 miliara ar/an = 13,125 millions de dollars
* BEPC- Bac (Ecole Professionnelle): 500 000 x 50 000 ariary/isam-bolana = 25 miliara ar x 9 mois = 225 miliara ariary = 75 millions de dollars

Misy ny kit scolaire + ordinateur portable ho an'ny universitaire, 1 par cycle, tablette ho an'ny secondaire;
Misy ny équipement;
Misy cantine scolaire, tsy azo ho entina mody.
Misy transport réquisition ho an'izay lavitra hodiany rehefa grandes vacances.
Mandoa assurance santé ny mpianatra rehetra, hiantohana ny fahasalamana, fitsaboana nify, maso, sofina. Ny cotisation sociale ray aman-dreny no miantoka ny hospitalisation. Ny fanjakana no miantoka ny aretina mavesatra, cancer, foie, rein...

Budget total bourse: 100 000 000 de dollars/an
Budget cantine scolaire: 550 000 000 de dollars/an (1000$ x 550 000 élèves et étudiants)
Budget Equipement et Kit scolaire: 275 000 000 de dollars (500 $ x 550 000 élèves et étudiants)
Budget transport: 75 000 000 de dollars (150$ x 500 000 élèves et étudiants loin de ses parents)

Total: 1 milliard de dollars.

Hisy Université lehibe telo no atsangana ho an'ny Faritra Avaratra, Afovoany, Atsimo. Hisy trano 9-12 m² ho an'ny mpianatra universitaire tsirairay, misy fandraisana anjara kely, misy internet ny sekoly rehetra sy ny any an-trano, campus, internat.
(Ho eo ambany fiadidian'ireo Université 3 lehibe ireo efa misy 6 ankehitriny).
Tsy maintsy miala amin'ny trano rehefa grandes vacances.

Misy internat ho an'ny Ecole Professionnelle (Agricole, élevage, pêche, Travaux publics, industrie, commerce, tourisme, coiffure et esthétique, transport, marine, technologie, métallurgie, mine, DUET, IST, Paramédicaux, Sage-femme, infirmière...)

Teti-bola sy famatsiam-bola:

Efa nolazaintsika fa akana 1% ny karaman'ny mpiasa rehetra hitsaboany tena, 3% aloan'ny mpampiasa ho an'ny fahasalamana ary 2% ny fampiofanana.

Ny fanjakana no miantoka ny fanofanana ny tanora, dia mandoa vola kosa ny mpampiasa izay mandray vonona olona mahay, izay no andraisany anjara 2% amin'ny karaman'ny mpiasa io.

Raha 8 000 000 ny isan'ny mpiasa mandray 200 000 ariary isam-bolana (Service National sy fonctionnaire ary privé), dia 32 miliara ar isam-bolana ny 2% = 384 miliara/an = 128 000 000 $/an

Io no miantoka ny bourse n'ny mpianatra (100 000 000$).
Carte électronique no ampiasaina, vao miditra ny karama dia miala automatique io (1+3+2) % io.

Virement automatique ihany koa ny mandeha any amin'ny carte électronique n'ilay mpianatra, tsy misy bourse tara, na mbola milahatra eo. Tsy misy kolikoly.

Ny cantine sy ny Kit, any amin'ny budget d'investissement no akana azy.

Vitatsika io.
Patrick

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.