Politique énergétique rime avec industrie et développement

  • mercredi, 10 janvier 2018 15:23
  • Tigre
  • Photo Gasypatriote

Sans énergie, pas d'industrie lourde, pas de production, pas d'emploi, pas de développement.

Une politique énergétique pour couvrir les zones industrielles et zones d'habitations sont parmi les priorités.

Appui aux industriels, tant dans sa création, fiscalité très basse, allègement des procédures, aide à l'emploi et à l'investissement, formation, recherche et innovation, aide à la recherche de marché. Lutte contre les raquettes de l'administration et corruption.

Tous les outils et machines de productions seront détaxés.

Il y aura un fond d'investissement que tout le monde peut y participer avec rémunération. Après une formation professionnelle, un jeune serait financé à un taux très bas, pour créer sa société et son industrie. Les universitaires et chercheurs seront associés pour promouvoir le Vita Malagasy. Un accompagnement du jeune est prévu.

Ny politikan'angovo dia fototry ny indostria, izay fototry ny fampandrosoana.

Rehefa tsy misy ny herin'aratra sy ny angovo, dia tsy ho hisy ny indostria lehibe, tsy hisy famokarana, tsy hisy famoronan'asa, ary tsy hisy fampandrosoana.

Tsy maintsy atao laharam-pahamehana arak'izany ny fametrahana ny famokarana herin'aratra sy ny politikan'angovo mba andrakotra ireo faritra tokony hisy indostria, sy ireo toeram-ponenana ary toeram-piasan'ny olona.

Tohanana ny Indostria amin'ny fomba rehetra, manomboka amin'ny fananganana azy, ny fanamaivanana tanteraka ny hetra ampitataovana azy, tosika amin'ny famoronana asa, ny fanofanana ny mpiasa sy ny tanora mitady asa, ny fikarohana sy famoronana, ny fanampiana amin'ny fitadiavana lalam-barotra.
Tsy hananana hantra ireo tompon'andraiki-mpanjakana manataka ireo mpandraharaha sy manao kolikoly.

Ny fitaovana rehetra enti-mamokatra dia esorina tanteraka ny hetra manavesatra azy.

Apetraka ny kitapom-bola, izay azon'ny rehetra andraisana anjara, amatsiana ireo te hanangana indostria, ka ahazo zana-bola amin'izany ireo mpametra-bola. Amin'io kitapo io no ampindramana vola amin'ny vidiny ambany ny zana-bola, hanosehina ny tanora te hanangana orin'asa sy Indostria, rehefa avy nanaraka fiofanana ary hisy ny fanohanana azy sy fanaraha-maso ny fandrosoan'ny asany.

Ampandraisina anjara mavitrika amin'izany ireo mpampianatra, ny oniversité ary ireo mpikaroka.

Asongadina sy arovana ny Vita Malagasy.

Patrick

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.