Protection des sources d'info

  • mardi, 04 juillet 2017 22:35
  • Tigre
  • Photo Sobika

Mahazo matoky ianareo mpanome vaovao ny Sobika, raha mbola izaho no miandraikitra azy, dia hijanona tsiambaratelo ny momba anareo.

Na izaho aza tsy manontany ny mpanao gazety ato amiko ny loharanom-baovao nazahoany ny vaovao, fa fantatro ny niveau de professionalisme n'ny mpiara-miasa amiko.

Raha misy mampiahiahy ahy, na manandanja loatra ny vaovao, dia maka recoupement na source amboniny roa na telo hafa aho vao mivoaka iny vaovao iny.

Samy manao ny asany isika, ary samy harovan'ny Lalàna fototra, mitady ny marina ary mampahafantatra izany amin'ny olona.

Tant que je suis à la commande de la Sobika, la protection de nos sources d'informations reste ma priorité, personne ne peut nous obliger de les révéler, la Loi nous protège aussi dans ce sens.

Chacun doit faire son travail, nous c'est la recherche de la vérité pour informer et éduquer.

Mirary soa.
Patrick Raharimanana
DG Sobika

Commentaires (3)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa