Ambatondrazaka - Seranam-piaramanidina Feramanga: Vita tara 100% ny làlana

  • mercredi, 25 mars 2020 14:14
  • Sary: MATP

Vita tara 100% ny lalana mampifandray ny tanànan’ Ambatondrazaka, renivohitry ny Faritra Alaotra Mangoro amin’ny seranam-piaramanidina Feramanga. Efa mipetraka avokoa ny andrin-jiro mandeha amin'ny herin'ny masoandro manamorona ny lalana sy ao amin'ny seranam-piaramanidina, efa vita koa ny soritra amin'ny lalana.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.