« Salon Biologique »: Hatao eny amin’ny CCI Ivato ny 06 - 09 novambra 2019 ny andiany voalohany

  • dimanche, 20 octobre 2019 10:01

Ho tanterahina ny 06 ka hatramin’ny 09 novambra 2019, eny amin’ny CCI Ivato ny andiany voalohany amin’ny varotra sy fampiratiana biôlôjika, na “Salon Biolojika” karakarain’ny SYMABIO (Syndicat Malgache de l’Agriculture Biologique) miaraka amin’ny Ministeran’ny fambolena sy ny fiompiana ary ny jono.

Manodidina ny 150 eo ireo mpandray anjara amin’ity hetsika ity, ahitana ireo mpisehatra biôlôjika.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.