« Vitrine du Vakinankaratra »: Hanasongadinana ireo vokatra mampalaza an'i Vakinankaratra
- mardi, 10 septembre 2019 09:46
- Sary Gasypatriote Antsirabe
Raikitra ary hotontosaina ny 12 ka hatramin'ny 14 septambra 2019 izao ny « Vitrine du Vakinankaratra ». Andiany faha-22 ny amin’ity taona ity, izay hatao manoloana ny Gara.
200 ny tranoheva hampirantiana sy hanehoana ny vokatra mampiavaka ireo mpandray anjara isanisany avy. Tanjona, hoy ny FIOVA (Fivondronan'ny Orinasan'ny Vakinankaratra) izay mpikarakara, ny hanasongadinana ireo vokatra mampalaza an'i Vakinankaratra sy ireo faritra manodidina, izay mikendry fiaraha-miasa amin'i Vakinankaratra, ka hisy hampiranty ny vokany mandritra io hetsika io.
Ny taona 1997 no niandohan'ity hetsika ara-toekarena « Vitrine du Vakinankaratra » ity, ary mbola tsy niato hatramin'izao.
(Jereo Sary Tohiny)
Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
View the embedded image gallery online at:
http://sobikamada.com/economie/item/20530-%C2%AB-vitrine-du-vakinankaratra-%C2%BB-hanasongadinana-ireo-vokatra-mampalaza-an-i-vakinankaratra.html#sigProGalleriacd20fd8479
http://sobikamada.com/economie/item/20530-%C2%AB-vitrine-du-vakinankaratra-%C2%BB-hanasongadinana-ireo-vokatra-mampalaza-an-i-vakinankaratra.html#sigProGalleriacd20fd8479
Dans la même catégorie
Article précédent

Article suivant
Foaraben'ny fambolena 2019: Manomboka anio etsy Tanjombato »Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
Le code HTML n'est pas autorisé.