FIVPAMA: Lany filoha vaovao Razafiarison Andrianavalomanana

  • jeudi, 08 août 2019 21:40
  • Sary Njaka

Razafiarison Andrianavalomanana no filoha vaovao hitantana ny FIVPAMA na ny fivondronan'ny mpandraharaha eto madagasikara. Izy izany no nisolo ny toeran'i andriamatoa Erick Rajaonary izay filoha teo aloha.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.