Faritra Indostrialy: Tonga ny Maorisiana

  • vendredi, 10 mai 2019 21:16
  • Sary nindramina

Nihaona tamin-dRamatoa Lantosoa Rakotomalala, Minisitry ny Indostria, Varotra ary ny Asa tanana teto amin'ny birao fiasany Anosy-Antananarivo, omaly, ireo delegasiona Maorisiana manatanteraka asa eto an-toerana.

Fihaonana natao hirosoana amin’ny dingana manaraka amin’ny fanatanterahana ny fametrahana ilay "Faritra indostrialy" ao Moramanga ity.

Nanatrika izany ny Birao misahana ny Fampandrosoana ara-Toekarena Madagasikara (EDBM) izay nanao sonia ny fehezan-dalàna mamaritra ny fifanarahana sy fiaraha-miasa ara-toekarena sy ara-teknika eo amin'i Madagasikara sy i Maorisy. 

(Jereo Sary Tohiny)

 

Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.