Feno harena Madagasikara: Sokafo ny maso dia mandraisa andraikitra

  • mercredi, 08 août 2018 10:26
  • Sary nindramina

Io ny mampirangorango ny vahiny sy ny Malagasy mpivarotra Tanindrazana rehetra io.

Sokafo ny maso dia mandraisa andraikitra.

- Ny loko manga rehetra misy pétrole sy gaz;
- Ny loko mavo misy uranium, famokarana herinaratra, sy fanaovana baomba atomika sy ny maro hafa;
- Ny miloko mena volamena.

Dia jereo tsara fa ny faritra rehetra dia manana harena mitafotafo avokoa, fa mba aiza ny fandrosoantsika?

(Sary nindramina)
Patrick

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.