Antsirabe: Raikitra ny Z’OVY andiany faha-4

  • vendredi, 18 mai 2018 20:43
  • Sary Gasypatriote Antsirabe

Lasa fanao isaky ny roa taona ity hetsika ara-toekarena ity. Tranoheva manodidina ny 120 no mandray anjara amin’ity andiany faha-4 ity, ahitana ny Indostria mpanodina ny vokatra, tantsaha ary ny mpanao asa-tanana.

“Miasa, miasa ary miasa ihany” hoy ny minisitry ny fahasalamana sady coach ny faritra Vakinankaratra Mamy Lalatiana Andriamanarivo raha nanokatra ny foara.

Haharitra hatramin’ny alahady 20 mey ny Z’OVY andiany faha-4.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.