SIM: Salon de l'Industrie de Madagascar andiany faha efatra

  • vendredi, 06 avril 2018 19:26
  • Sary Gasypatriote

Ho tanterahina eny amin'ny Forello-Expo Tanjombato, ny 21-24 jona 2018, indray ny andiany faha efatra amin'ny Salon de l'Industrie de Madagascar na ny SIM. Izany dia tafiditra ao anatin'ny fankalazana ny faha 60 taonan'ny SIM ihany koa, ka ny teny ho entina amin'izany dia ny hoe: Malagasy ny Antsika.

(Jereo Tohiny sary)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.