Matsiatra Ambony: Misokatra ny lalampihariana ovy

  • jeudi, 05 octobre 2017 14:29
  • Sary Sobika Fianarantsoa

Manodidina ny 18 ka hatramin'ny 25 taonina isaky ny hektara ny vokatra azo nandritra ny heritaona. Tanjona arak'izany ny azahoana 60 taonina amin'ireo 3 hektara iasan'ny tetikasa.

Napetraka ihany koa io fiaraha-miasa io mba hiadiana amin'ny tsy fanjarian-tsakafo. 220kg isan'olona isa-taona no fihinanam-bary eto Matsiatra Ambony raha 115kg/ olona/ taona izany ho an'ny faritra hafa maneranany Nosy. Ka ho fiatrehana ny fiovan'ny toetrandro sy ny fahasarotan'ny fambolena aterak'izany dia najoro io tetikasa io.

Mandray roa ny tarigetra arak'izany, ny fiadiana amin'ny tsy fanjarian-tsakafo sy ny fitohizan'ny asa eo amin'ny famolahana ny tsenan'ny ovy ilain'ireo trano fisakafoana lehibe no kendrena ao anatin'ny lavitr'ezaka.

 

Commentaires (63)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa