Foire économique de la Région DIANA - Meva 2017

  • vendredi, 29 septembre 2017 19:02

Nanomboka ny 28 ka hatramin’ny 30 septambra ho avy izao ny Foara ekonomika ho an’ny faritry Diana, izay atao eo anoloan’ny Lapan’ny tanànan’ny Diego-Suarez.

Ity foara ity, izay antsoina ihany koa hoe MEVA 2017 dia karakarain’ny Chambre de Commerce sy ny Indostria avy eto Diego.

Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy izay notronin’i Andriamatoa Shabanie Nourdine minisitry varotra, Rolland RATSIRAKA minisitry ny fizahantany, ny minisitry ny serasera Harry Laurent RAHAJASON, ny Solombavambahoaka Jocelyne Maxime sy ny Ben'ny Tanàna eto an-toerana Djavojozara Jean Luc Désiré, hotronin'ireo tompon'andraikitra ambony maro.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.