Asa tanana: Ireto no antsoina hoe BE ANGANDY

  • vendredi, 01 septembre 2017 11:26
  • Sary Njaka

Mpivarotra angady, antsy, antsim-bilona, antsibe fikapana hena, angadin’omby sns.

Eny Isotry no misy ireto mpivarotra ireto ary eny no jifain’ireo tantsaha mila izany. Misy ny afaka maka maro ary misy ihany koa ny maka amin’ny antsinjarany, any amin’ny faritra Alatsinainy Bakaro any ireto mpivarotra ireto no manafatra ireto entana ireto.

Tsy nofaritan’ireo mpivarotra moa ny vidin’izy ireo fa dia milaza ireto farany fa dia mahavelona ny fivarotana ireto fitaovam-pamokarana ireto.

 

Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
Commentaires (12)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa