Colbert Antaninarenina: Génération d’électricité rurale

  • mardi, 22 août 2017 21:40
  • Sary Njaka

Ny firaisam-be Eropeanina dia namatsy vola mitentina 328 610 Euro hanaovana an’ilay tetik’asa atao hoe ”Génération d’électricité rurale” izay miainga amin’ny fanodinana Jatropha any atsimon’ny Madagasikara.

Atrik’asa fampahafantarana izany tetik’asa izany no notontosaina tao amin’ny Hotel Colbert Antaninarenina, izay miompana ho amin’ny fanodinana ny Jatropha ho angovo azo ampiasaina toy ny herin’aratra ka ho jifain’ny olona, ary ny menaka azo avy aminy dia azo ampiasaina toy ny Biocarburant, ny faikany kosa dia azo anaovana zezika sy ho sakafon’ny Biby.

Ity tetik’asa ity moa dia efa misy ary efa natomboka any Maurice sy Comores.

 

Dans la même catégorie
Commentaires (127)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa