Asa tanana: Fanamboarana fatapera

  • mardi, 22 août 2017 10:46
  • Sary Sobika

Maro tokoa ireo fianakaviana mivelona amin'ny asa tanana madinika, ombam-bady amanjanaka mihitsy izy ireo amin'izany asa izany.

Manodidina ny diman-jato sy arivo ariary (7 500 fmg) ny fatana iray raha maka maro ary roa arivo ariary (10 000 fmg) kosa raha atsinjarany ny fatapera amboarin’ireto olona ireto.

Mahalafo eo amin’ny dimapolo (50) isa eo isan’andro ry zareo. Mamatsy ny eny Anosibe sy ny tsena hafa izy ireo amin'izany asa izany.

Azo lazaina fa mahavelona ity asan-tanana ity fa tsy ampy tosika izy ireo, lasa atao fanenjehana ilay hoe asa tsy ara-dalàna, fa tsy hitadiavana vahaolana hampivoatra azy.

 

Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
Commentaires (47)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa