Sambava: Misokatra androany 20 jona ny tsenan-davanila maitso aty SAVA

  • mardi, 20 juin 2017 19:26
  • Sary Sobika Sambava

Tao Manakana, Kaominina Ambodiampana Lokoho no nanokafana izany tamin'ny fomba ofisialy.

Henjana ny adivarotra satria nanizingizina ny tantsaha fa eo anelanelan'ny 300.000Ar ka hatramin'ny 380.000 Ariary ny hivarotana ny iray kilao vanila maitso, raha 100.000 Ariary ka hatramin'ny 120.000 Ariary hoy ireo mpandraharaha.

Miantso ny mpitandro filaminana ny tantsaha mba hanamafy ny fitandroana ny fandriampahalemana amin'izao vanim-potoana izao.

 

Commentaires (133)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa