Fianarantsoa : Voafidy ny birao mitantana ny Antenimieran'ny Varotra eto Matsiatra Ambony

  • vendredi, 05 mai 2017 20:04

Distrika telo no toeram-pandatsaham-bato dia i Ambohimahasoa, Ambalavao ary Fianarantsoa.

Tontosa tsy misy tomìka ny fifidianana. Miandalana ny fametrahana ireo mpikambana 12 mandrafitra izany birao izany amin'ny fomba ofisialy.

Tsy misy ny fanankianana ny vokam-pifidianana.

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa