FIM: Andihany faha 12

  • mercredi, 19 avril 2017 21:51
  • Sary Njaka

Hifampitaona eny amin ‘ny Forello Tanjombato indray ny FIM na ny Foire Internationale de Madagascar, izay maharitra efatr’andro ka hanomboka ny faha 18 may 2017 ho avy izao;

Marihina moa fa dia andiany faha 12 ity varotra fampirantina ity ary anisan’ny hampiavaka azy amin’ity andiany ity dia ny fahamaroan’ireo mpandray anjara, raha tsy hilaza afa-tsy ny INJET, ORANGE MADAGASCAR, BNI, Groupe Ma TV sy ireo maro izay tsy voatanisa.

Ary mbola hampiavaka azy ity ihany koa ny fisongadinan’ny vita Malagasy izay tsy dia nisongadina loatra ny fisiany hatramin’izay andiany teo aloha izay.

Koa dia manentana ireo mpanjifa na Malagasy izany na vahiny ho tonga eny amin’ny Forello Tanjombato fa maro ireo zavatra mahasoa any an-toerana.

 

Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
Dans la même catégorie
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa