Ambatoboeny: Natao fanaovana propangady fotsiny ny làlana

  • lundi, 20 mars 2017 14:55
  • Sary nomena

Leo tanteraka ny fampanantenana poakaty ny mponin'ny Ambatoboeny, Faritany Mahajanga, satria rehefa tonga ny fampielezan-kevitra dia samy mampanatena fanamboaran-dalana avokoa ny kandida, nefa rehefa lany dia tsy misy asa vita ny làlana.

Miala eo amin'ny sampanana RN4, Andranofasika mandeha aty Ambatoboeny dia alaina ora 5 ny làlana mirefy 23 km, ary 15 000 ariary (75 000 fmg) ny saran-dalana.

Nefa dia faritra mamokatra tokoa i Ambatoboeny.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa