Economie

    • mardi, 24 janvier 2017 20:17
    • Photo Lemonde

    Mode: Naf Naf ferme sa porte

    Le groupe Vivarte, le géant français du vêtement va vendre sa branche André, Naf Naf, et fermer 147 magasins La Halle aux chaussures à partir de demain 25 janvier 2017. Avec des milliers de salariés qui vont se retrouver sur le carreau, le groupe sauve le meuble pour couvrir sa dette colossale de 1,3 milliards d'Euro. Vivarte pèse dans le monde de prête-à-porter avec ses 16 000 salariés.  
    Lire la suite ...
    • mardi, 24 janvier 2017 19:51
    • Sary Sobika Fianarantsoa

    Fambolena voaloboka : Mety aminy ny taninandro, manome hamamiana azy

    Mety amin’ny fambolena voaloboka ny taninandro amin’izao fotoana izao hoy ny mpandraharaha iray eto Fianarantsoa. Ny volana febroary ho avy io no anatanterahana ny fiotazana ka ilaina izany mba hazahoan’ny voaloboka hamamiana hoentina mamokatra divay. Raha ho an’ny orinasa Clos Malaza manonkana dia nanano-sarotra ny fiatrehana ny tsy filatsahan’ny orana tamin’ny volana septambra lasa teo. Niarina izany ka hiditra amin’ny fiakaran’ny vokatra izy ireo ankehitriny. Tanim-boaloboka 30ha no iasàna ka 60 ka hatramin’ny 100 taonina no lanjan’ny voaloboka azo avy amin’izany hatramin’ny 1998 niforonan’ny orinasa. Amin’ity taona ity dia tombatombanana ho 80 taonina izany vokatra izany. 13 karazany ny divay amboarin’ity orinasa ity amin’izao fotoana izao ka ny voaloboka no maka ny ampahany betsaka amin’ny akora ilaina ankoatra ny voankazo hafa toy ny voasary mandarina sy mananasy.  
    Lire la suite ...
    • mardi, 24 janvier 2017 14:09
    • Sary Sobika Fianarantsoa

    Fianarantsoa : Niakatra avo efatra heny ny vidin’anana sy legioma

    Misy fiantraikany eo amin'ny andavanandron'ny tantsaha ny haintany. Ireo tantsaha amoron-drano sisa no afaka mamoaka vokatra mahafa-po amin'ireo mpamboly anana sy legioma eto Fianarantsoa sy ny manodidina. Miova refy sy loko hatramin'ny anana vokatry ny tsy fisian'ny latsak'orana. Ahitana fiantraikany eo amin'ny lalam-pihariana izany satria miakatra ho 15 000 Ariary ka hatramin'ny 30 000 Ariary ny vidin'ny anana iray garaba raha 4 000 Ariary izany teo aloha.
    Lire la suite ...
    • dimanche, 22 janvier 2017 19:35
    • Sary Sobika Ambatondrazaka

    Ambodirano-Amparafaravola : Mitobaka ny mananasy

    Mananasy no mameno ny tsena aty an-toerana. Miavaka amin’ny hamamiana sy noho izy be ranony ny mananasin’Ambodirano. Kamiao roa isan-kerinandro no tonga manangona mananasy aty. Voankazo be mpankafy ny mananasy noho izy manampy betsaka amin’ny fandevonan-kanina.    
    Lire la suite ...
  • Sprinter lasa trano kely misy ny rehetra, cuisine, douche, wc, salon, fandriana, nefa mandeha
    Sprinter lasa trano kely misy ny rehetra, cuisine, douche, wc, salon, fandriana, nefa mandeha
    • vendredi, 20 janvier 2017 13:23
    • Sary nindramina

    Azo atao 5-12 Volts avokoa ny herinaratra miasa ao an-trano

    Fahiny dia 110V ny courant niasa teto Madagascar, dia nakarina 220V. Ny any États-unis dia 110V. Mila mamokatra jiro 35 000V raha te ahazo herinaratra 380-220V any an-tokatrano. Satria misy very andalana izy io.Ireny fil lehibe ireny no mitondra courant haute tension miala any Andekaleka ohatra, dia tonga Antananarivo dia ampidinina ho basse tension, vao aparitaka eo amin'ny manodidina. Rehefa tonga ao an-tranontsika anefa dia amahana finday isika, dia mbola misy chargeur izay mampidina iny courant iny ho lasa 5V. Ny ordinateur portable tsika misy chargeur 18V fa mbola misy transfo hafa koa mampidina io courant io ho 5V satria ny microprocesseurs ao anatin'ny électronique dia tsy mahazaka hafanana ka atao izany izay hidinany ambany.
    Lire la suite ...
    • jeudi, 19 janvier 2017 12:42
    • Photos Archives Sobika

    Tsimiroro : Madagascar Oil exclue de l'appel d'offre pour les carburants de la Jirama

    Le monde à l'envers, tout le monde parle de pétrole malagasy depuis des lustres, et une fois trouvé, on n'en a plus besoin, mais il faut aller acheter à des milliers de kilomètres les carburants pour faire fonctionner les groupes thermiques de la Jirama. Après plus de 3 ans, durant lequel la Jirama n'a jamais fait un appel d'offre pour ses achats en carburant, évalués à plus de 1000 milliards d'Ariary, cette année, sous la pression de l'opinion publique et les conditionnalités des partenaires financiers, l'une des centaines de conditions émises par les bailleurs avant de débloquer des financements, le gouvernement a procédé à un appel d'offre tout en formulant bien le cahier de charge pour exclure d’emblée l'entreprise locale Madagascar Oil dans son approvisionnement en carburant. On appelle cela délit d'initié et suicide économique. Les activités de Tsimiroro sont actuellement, depuis 1 an, en stand-by, tous les personnels sont en congé économique, investissements gelés.  
    Lire la suite ...
    • mercredi, 18 janvier 2017 19:51
    • Sary Sobika Fianarantsoa

    Fiatrehana ny delestazy : Fandaniana hafa ambonin'ny vola fampiasa andavanandro

    Ireo fahitalavitra "écran plat" sy ny famahanana solosaina no betsaka indrindra amin'ireo fitaovana aterina eny amin'ny mpanamboatra izany eto Fianarantsoa amin'izao fotoana izao. Mitombo ihany koa ny kirakira fanatanjahana ny kojakoja toy ny « power bank » sy ny fitaratra mamokatra angovo avy amin'ny herin'ny masoandro. Trandraka manonkana ho an'ny mahay eletronika izany ankehitriny ary natao tsy hamono ny mpajifa ny sarany raha ny voalazan'ireo mpanao izany. Etsy andaniny dia niakatra roa avo heny ny vidin'ireo jiro vontosana herinaratra mba ho fanilo ny trano rehefa tapaka ny jiro. 6 000 Ariary izany teo aloha fa niakatra 12 000 Ariary vokatry ny fisian'ny delestazy sy ny fitombon'ny mpivarotra. Ankoatr'izay dia efa nisy ary mihamaro karazany ireo fitaovana manolo ny herinaratra avy amin'ny orinasa Jirama, toy ny groupe sy ny panneau solaire.
    Lire la suite ...
    • mercredi, 18 janvier 2017 19:32
    • Tahirin-tsary Sobika

    Varotra iraisam-pirenena: Lodsia malagasy milanja 512 kg nisantatra ny tsena afrikana tatsimo

    Niainga androany tamin’ny fiaramanidina ny entana, orinasa malagasy no mpanondrana. Sambany i Madagasikara no nanondrana lodsia atsy Afrika Atsimo. 
    Lire la suite ...
    • lundi, 16 janvier 2017 16:53
    • Photo: Région Boeny

    Boeny et Mayotte : Pour une nouvelle coopération gagnant-gagnant

    Le Président du Conseil départemental de Mayotte, accompagné d’un Sénateur et quelques élus mahorais ont été à Mahajanga le vendredi 13 janvier 2017. Pour une visite privée tout en projetant fermement de relancer la coopération entre le département de Mayotte et la Région Boeny. Le Président du Conseil départemental de Mayotte Ramadani Soibahadine s’est rendu à Mahajanga pour une réunion politique délocalisée du parti républicain de Mayotte. Et cela, dans le cadre de la préparation des quelques élections qui se tiendront en France cette année.
    Lire la suite ...
    • mardi, 27 décembre 2016 10:05
    • Photo fournie

    Aérogares : Mise aux normes des aéroports d’Ivato et de Nosy-Be Fascène

    Après la convention initiale entre l’Etat et les actionnaires du Consortium Ravinala Airports le 09 juillet 2015, le contrat définitif de concession des aéroports d’Ivato et de Nosy Be Fascène a été signé le 23 décembre 2016, un acte qui concrétise la prise en main effective de ces deux principales aérogares de Madagascar par ces investisseurs internationaux. Les négociations ont été rondement menées par le Ministre auprès de la Présidence en charge des Projets Présidentiels, de l’Aménagement du Territoire et de l’Equipement, Narson Rafidimanana, avec le Ministre des Transports, Ramanantsoa Ramarcel Rabenjamina, et le Ministre des Finances, Gervais Rakotoarimanana.
    Lire la suite ...
Page 7 sur 31
B1 - Polyclinique
B2 - Toa