Coronavirus: Nindaosin’ny fahafatesana i Manu Dibango, andrarezina amin’ny fitsofana saxophone

  • mardi, 24 mars 2020 11:47
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Nodimandry androany talata 24 marsa 2020 teo amin’ny faha-86 taonany i "Papy Groove" araka ny fanambarana nataon’ny fianakaviany.

Nolazoin’ny aretina coronavirus i Manu Dibango. Tamin’ny 18 marsa 2020 no nilazany tao amin’ny pejiny facebook fa voan’ny Covid-19 ity. Mpihira sady mpamorona no mpitsoka saxophone kalaza izy.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.