Daddy: Folo taona "nihira ho an'i Jehovah"

  • dimanche, 16 février 2020 13:46
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Rakotoarivony Jean no anarany feno, Daddy kosa no anarana maha mpanakanto ahafantaran’ny maro azy. Mpikambana mpanorina ny tarika Kambana Metal, mpiangaly rock, i Daddy.

Nandeha irery ary nisafidy ny hivoy ny mozika ara-pilazantsara i Daddy nanomboka ny taona 2010. Hizara ny sanganasany etsy amin’ny Koots Food etsy Mahamasina izy ny 22 febroary izao hanamarihany io faha-10 taona nivoizany ny hira fiderana io, miaraka amina vahiny tsy ampoizina, hetsika izay nampitondrainy ny lohahevitra hoe : « Hihira ho an’i Jehovah aho ».

 
 
Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.