Ziona Chana: 39 ny vadiny, 94 ny zanany ary 33 ny zafikeliny

  • samedi, 01 février 2020 19:43
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Fianakaviana maro anaka ny an’i Chana. Lehilahy teratany indianina, mipetraka any Baktwang ao amin’ny fanjakan’i Mizoram. 39 ny vadiny, 94 ny zanany ary 33 ny zafikeliny, ary mbola manam-paniriana ny hampitombo sy hanitatra ny fianakaviany izy, haka vady sy hiteraka na efa 75 taona aza.

Miara-mipetraka amina trano lehibe iray misy rihana efatra sy efitrano 100 izy rehetra. Iray efitra, saingy ny zandriolona amin’ireo vadiny matory eo akaik’i Ziona Chana, any amin’ny sisiny lavidavitra kosa ny zokiolona indrindra amin’ity 39 vavy.

Mahalany vary 100kg, ovy 60kg ary akoho 30 isa eo, in-dray mihinana ity fianakaviana ity rehefa hariva.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.