Finoana Katolika: Hotokanana ny Katedraly vaovao aty Namahora Morondava

  • vendredi, 08 novembre 2019 22:30
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Hatao ny Alahady 10 novambra izao ny fitokanana ny Katedraly vaovao aty Namahora Morondava.

Hitarika ny lamesa ho amin’izany ny Kardinaly Désiré Tsarahazana sy Mgr Paolo Gualteri solontenan’i Papa Ray Masina, hotronin’ireo Eveka maro eto Madagasikara.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.