« Jeux de Melaky »: Misokatra eto Morafenobe ny andiany faha-31

  • samedi, 12 octobre 2019 09:07
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Ambohimpihaonana ny eto Morafenobe. Misokatra ofisialy ny 11 oktobra 2019 ny Lalaon’i Melaky (Jeux de Melaky). Andiany faha-31 ny amin’ity taona ity, nampitondraina ny lohateny hoe « Manaitsy ». Misy ny fifaninanana ara-panatanjahantena ifaninanan’ireo tanora avy amin’ireo Distrika mandrafitra ny Farita Melaky, eo ihany koa ny zavakanto mampiavaka ny faritra.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.