Rovan’i Manjakamiadana: Hisy « palissandre » avy any Menabe ho akora amin’ny fanarenana

  • lundi, 30 septembre 2019 11:29
  • Britto
  • Sary Gasypatriote Morondava

Halefa any Antananarivo ny ampahany amin’ireo « palissandre » na voamboana nisy nitrandraka an-tsokosokoa ka tra-tehaka ary giazana eto amin’ny foibem-paritry ny tontolo iainana sy fampandrosoana maharitra na DREDD Menabe, ho anjaran’i Menabe amin’ny fanarenana ny Rovan’i Manjakamiadana, hoy ny minisitry ny tontolo iainana sy fampandrosoana maharitra, Alexandre Georget, raha nitsidika ny biraom-paritry ny tontolo iainana Menabe teto Morondava ny tenany.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.