Morondava: Maresaka ny tanàna

  • vendredi, 27 septembre 2019 16:26
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Nisokatra omaly 26 septambra 2019 ny « Foara Renala » andiany faha-5 sy ny « Festival Rifatse ». Karnavaly no nanokafana ny hetsika. Maresaka eto an-drenivohitry ny Faritra Menabe.

(Jereo Sary Tohiny)

Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.