Teatra: Nodimandry « Ramaka » Tropy Landy Volafotsy

  • vendredi, 27 septembre 2019 10:51
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Nodimandry teo amin’ny faha-71 taonany, ny alarobia 24 septambra 2019, i Ramahazomanana Jean Louis. « Ramaka » no nahafantaran’ny maro azy teo amin’ny tontolon’ny teatra, na teto Madagasikara na tany ivelany, ary tao anatin’ny Tropy Landy Volafotsy. Mpisehatra tao amin’ny tropy Lesth Andriambelo sy Odeam Rakoto izy tany am-boalohany.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.