Taom-baovao Malagasy: Ankalazaina eto Toamasina

  • samedi, 21 septembre 2019 19:24
  • Zakaria
  • Sary nindramina

22 septambra ny Taom-baovao Malagasy iraisana izay ankalazaina eto Toamasina.

Tonga eto ny Lehibena andrimpanjakana, mpikambana amin’ny governemanta, solontenam-panjakana, Ampanjaka avy amin’ny lafivalon’ny Nosy, Tangalamena, olontsotra, miaramila… mankalaza izany.

Misy tsangambato najoro ho marik'ity fiaraha-mankalaza ity taom-baovao Malagasy ity. Vato mirefy 7m, milanja 12 taonina nalaina tao Antananarivo izy io. Efa tafajoro ilay vato no tapaka tampoka, soa fa tsy nandratra olona.

Misy ny tsimandrimandry anio 21 septambra.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.