Faribolana Sandratra: Mankalaza ny faha 30 taonany

  • mercredi, 18 septembre 2019 11:14
  • Njaka
  • Sary Njaka

Nankalaza ny faha 30 taonany tetsy amin'ny efitrano Rado Tranom-bokimpirenena Anosy ny Faribolana Sandratra, izay teo ambany fiahian'ny ministeran'ny serasera sy ny kolontsaina, notarihin'ny ramatoa ministra Lalatiana Rakotondrazafy Andriatongarivo.

Nisy ny fampirantiana ireo asa soratra maro izay nosoratan'ireo mpanoratra sy ireo mpanao tantara toa an'i Solofo José, Lydia, ry Toly sy ireo maro hafa.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.