Mpikabary Katolika: Miampy 669 mianadahy

  • samedi, 14 septembre 2019 20:38
  • Zakaria

Notanterahina tao amin’ny Kianja Mitafo Mahamasina – Antananarivo, androany sabotsy 14 septambra 2019 ny lanonana famoahana tamin'ny fomba ofisialy ireo Mpikabary Katolika miisa 669 mianadahy. Mandrafitra ny andiany « François d’Assise » izy ireo.

« Andrianiko ny teniko, itoriako ny Vaovao Mahafaly » no tarigetra napetraky ny fikambanan'ny Mpikabary Katolika, na ny Mpikalo.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.