Aly Botralahy: Voalohany tamin’ny fifaninanana iraisam-pirenena amin'ny fahaizana ny Korany

  • jeudi, 12 septembre 2019 18:27
  • Zakaria
  • Sary: Violah Razafy

Tanora teratany Malagasy, Aly Botralahy no nibata ny loka voalohany tamin’ny fifaninanana iraisam-pirenena amin'ny fahaizana ny Korany, izay notanterahina tany Makkah (La Mecque), any Arabia Saodita.

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.