8 septambra 1929 - 8 septambra 2019 : 90 taona ny nandresena ny sampin-dRamiaramanana tao Andriambodilova - Ambohimanarina

  • dimanche, 08 septembre 2019 22:54
  • Zakaria

Andro manan-tantara ho an’ny fiangonana FJKM ny 8 septambra. Feno 90 taona androany ny fahagagana lehibe samihafa, dia ny nandresena ny sampin-dRamiaramanana tao Andriambodilova - Ambohimanarina Antananarivo.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.