Festival Karitaky: Hatao ao Ranohira ny andiany faha-11

  • mercredi, 04 septembre 2019 19:58
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Hotanterahina ny 17 ka hatramin’ny 21 septambra 2019 ho avy izao ao Ranohira, Faritra Ihorombe ny Festival Karitaky andiany faha-11. Hetsika ara-kolontsaina mampalaza ny Bara ny Karitaky, ary natao indrindra isarihana mpizahatany.

(Jereo sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.