Ampefiloha: Fikaonan-doha momba ny raikibolana

  • mercredi, 28 août 2019 21:48
  • Njaka
  • Sary Njaka

Tanterahina androany 28 sy rahampitso 29 aogositra ny fikaonan-doha iraisam-pirenena, izay atao eny amin'ny ENS Ampefiloha.

Izany moa no atao dia ny mba ahafahana manabe ireo mpiofana rehetra eo amin'ny sehatry ny fampianarana, ary mampihofana ihany koa amin'ny ambaratonga ambony, ahafahana hisera sy hifankahazo amin'ny kolontsaina.

Ny tanjona amin'ity fikaonan-doha ity moa dia ny fanehoana ny fampivoarana ny rakibolana amin'ny teny malagasy sy teny vahiny, ary mitady mandrakariva ny ahatsara ny fanabeazana. 

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.