Fitsidihan’i Papa François: Skoto sy mpilatsaka an-tsitrapo 12 000 hirotsaka an-tsehatra amin’ny fandaminana

  • samedi, 20 juillet 2019 13:01
  • Zakaria
  • Sary: Antilin'i Madagasikara

Niara-nivory tao amin’ny lapam-panjakana Ambotsirohitra ny Talen’ny Seraseran’ny fiadidiana ny Repoblika sy ny birao Foibe Antilin'i Madagasikara notarihan’ny filoha iombonany Manankajaina Agatino, nidinika momba ny fanomanana ny fandraisana ny Papa Ray Masina amin’ny volana septambra ho avy izao.

Skoto sy mpilatsaka an-tsitrapo maherin'ny 12 000 no efa nentanin'ny Antilin'i Madagasikara hirotsaka an-tsehatra amin’ny fandaminana ny fahatongavan’i Papa Ray Masina François mandritra ny efatra andro.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.