Katolika - Arsidiosezin’Antananarivo: Voatendry ho Eveka mpanampy Mgr Andriantsoavina Jean Pascal

  • lundi, 08 juillet 2019 20:47
  • Britto
  • Sary nindramina

Notendren’i Papa François, ho Eveka mpanampy ho an’ny Arsidiosezin’Antananarivo i Mgr Andriantsoavina Jean Pascal.

Pretra diosezanina eto Antananarivo izy, efa « Recteur » ny seminera zokiny fandalinana filozofia tao Antsirabe teo aloha, ary efa « Curé » tao amin’ny Fiangonana “ Notre Dame de l’Assomption ” Imerinafovoany Antananarivo.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.