Lapan'Andafiavaratra: Misokatra ho an'ny daholobe ny talata hatramin'ny alahady

  • samedi, 06 juillet 2019 11:48
  • Zakaria
  • Sary: MCC

Misokatra ho azon’ny rehetra tsidihina ireo vakoka malagasy voatahiry ao amin’ny Lapan'Andafiavaratra. Ireo vakoka tsy may tao amin'ny Rovan'Antananarivo no aranty ho azon’ny daholobe tsidihina ao.

Mpianatra avy amin’ny sekoly manodidina no nisantatra ny fitsidihana ny Lapan'andafiavaratra ny alakamisy teo, notarihin’ny Minisitry ny serasera sy ny kolontsaina, Lalatiana Rakotondrazafy Andriatongarivo.

Misokatra ho an'ny daholobe ny talata hatramin'ny alahady ny Lapan'Andafiavaratra .

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.